Entry | tsingina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandraisan-javatra amin' ny loha rantsan-tanana fotsiny [1.1] | |
Explanations in French | Action de prendre en pinçant, de toucher légèrement par un bout, d’effleurer le sommet, de prendre peu à peu, de faire la petite bouche, le délicat [1.3] | |
Derivatives |
| |
Entry | tsingina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fampitohizana vifotsy na fanampenana vifotsy loaka amin' ny firaka na zavatra hafa toy hy solohoto atao mahamay [1.1] | |
Explanations in French | Soudure [1.3, 1.13] | |
Vocabulary | Technology | |
Derivatives |
| |
Updated on 2023/08/20 |