|
|
|
|

Entry1  tsindry hazo lena
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (taloha) fanombotombohana
(ankehitriny) fanararaotan-kery sy fahefana handrombahana ankeriny ny fananan' ny madinika
4  [1.13] fanararaotana ny fahefana ananana ka anjakazakana sy anagejana ny hafa
Explanations in French  5  [1.13] oppression
Elementary words  6  tsindry, hazo, lena

Updated on 2024/12/07