|
|
|
|

Entry 1  tsindrohina
Root  2 tsindroka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsaingohin' ny vorona amin' ny vavany: Notsindrohin' ny vorona ireo voan-katsaka raraka teo antokotany
9 Raisina amin' ny tanana (hanina latsaka amin' ny tany): Aza tsindrohina ireo vatomamy ireo fa efa feno vovoka [1.1]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21