|
|
|
|

Entry1  tsindriana (tsindry)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko
4  Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy
5  Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha
6  Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word tsindriana

Updated on 2023/07/23