|
|
|
|

Entry 1  tsindriana
Root  2 tsindry
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko
9 Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy
10 Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha
11 Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1]
Combinations  12  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsindriana
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21