|
|
|
|

Entry 1  tsimbinina
Root  2 tsimbina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Karakaraina tsara, ahina fatratra: Notsimbininy ny asany ka nisondrotra haingana izy
9 Ampiana ary soavina: Tsimbino mandrakariva ny mahantra [1.1]

Updated on 2026/02/04