| Entry | 1 tsikoko |
| Root | 2 koko |
| Part of speech | 3 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
5 Loto mitankosina amin' ny hoditra; tseroka.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 grime on the body, on garments, etc
[1.7] |
| Explanations in French |
7 crasse
[1.8] 8 crasse adhérente à la peau. Synonyme: tseroka [1.5] |
| Examples |
9 ny dikan' izany dia manala ny akoram-potaka sy takela-tsikoko mandrakotra ny hoditra.
[2.472#173]
|
| Combinations | 10 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsikoko |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|