|
|
|
|

Entry 1  tsikitsiky
Root  2 tsiky
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Simple :
Explanations in French  6 [duplicatif fréquentatif] [1.3#767]
Examples  7  tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana. [2.1022]
8  Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay? [2.296#44]
9  Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana. [2.499#62]

Updated on 2026/04/20