|
|
|
|

Entry1  tsihy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tahon-javamaniry madinika -- toy ny zozoro na ny herana na harefo -- voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin' ity farany ity)
4  Karazan-tsihy: tsihy hisatra, tsihy rindra, tsihy tokan-dambana, tsihy vitrana [1.1]
Explanations in English  5  a mat made of rushes or palm fronds [1.7]
Explanations in French  6  natte de jonc [1.8]
Examples  7  Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [2.470]
8  I Neny dia nandrary tsihy sy harona; [2.472]
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word tsihy

Anagrams  13  hitsy, tsihy

Updated on 2020/07/31