Entry | 1 tsihitafototra |
Root | 2 tsy, hita, fototra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anaran-javamaniry misy tahony madinika ohatra ny horona ka mandadina eny ambony ahitra eny; tsy manam-paka miorina amin' ny tany izy io fa mitevitevika eny amin' ny sampan' ny ahitra rehetra eny ka toa miankina amin' ny ain' ny ahitra ny fivelomany |
Explanations in French |
5 [1.196] (de tsi, négation ; hita : action de voir, d'apercevoir ; et fototra : la souche ; on n'en voit pas la souche parce que les rameaux grêles, lianoïdes sont extrêmement enchevêtrés). Nom donné à deux plantes parasites courant sur la végétation qui les entoure : [Merina]
6 [Betsileo] 7 [Sakalava] (1) Cassytha filiformis L. (Lauraceae). (2) Cuscuta chinensis Lam. (Convolvulaceae). Toutes deux sont considérées comme médicinales. La première fournit des infusions astringentes et diurétiques. La seconde est laxative, employée en cas de constipation. |
Vocabulary |
8 Botany: medicinal plants |
Analogs | 9 tsyhitafototra |
Scientific name |
|
Anagrams | 11 tsihitafototra, tsy hita fototra |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |