|
|
|
|

Entry1  tsidi-pahitra
Elementary words  2  tsidika, fahitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  1) famangiana miserana fotsiny mba hahazoana milaza hoe efa nitsidika; -2) tsirambina amin' ny zavatra atao (avy amin' ny tsy fahavarana mijery ny fahitra misy ny omby isan' andro fa indraindray ihany) [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/08/08