Entry tsiahivina (tsiahy)
Part of speech passive verb
Examples 
1Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany. [2.471]
2Tsiahivintsika ny zava-nisy. [4.27]
Morphology 
Present : tsiahivina, tsiahiviko, tsiahivinao, tsiahiviny, tsiahivintsika, tsiahivinay, tsiahivinareo, tsiahivin', tsiahivin-, tsiahivim-, tsiahivi-
Past : notsiahivina, notsiahiviko, notsiahivinao, notsiahiviny, notsiahivintsika, notsiahivinay, notsiahivinareo, notsiahivin', notsiahivin-, notsiahivim-, notsiahivi-
Future : hotsiahivina, hotsiahiviko, hotsiahivinao, hotsiahiviny, hotsiahivintsika, hotsiahivinay, hotsiahivinareo, hotsiahivin', hotsiahivin-, hotsiahivim-, hotsiahivi-
Synonyms tsahina ~ tsahivina

Updated on 2020/07/31