Entry | tsepoka | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Feno hipoka, mitafotafo, avo loba:
Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [1.1] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Anagrams | potsake, tsepoka |
Updated on 2020/07/31 |