Entry tsena kely
Elementary words tsena ; kely
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Trano fivarotana misy ny kanonkanona ilaina [1.1]
Examples Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo. [2.470]

Updated on 2023/05/16