Entry tselarana (tselatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana afo mba hirehitra: Notselaran' ny sasany ny mololo teo an-tokotaninay halina [1.1]
Morphology 
Present : tselarana, tselarako, tselaranao, tselarany, tselarantsika, tselaranay, tselaranareo, tselaran', tselaran-, tselaram-, tselara-
Past : notselarana, notselarako, notselaranao, notselarany, notselarantsika, notselaranay, notselaranareo, notselaran', notselaran-, notselaram-, notselara-
Future : hotselarana, hotselarako, hotselaranao, hotselarany, hotselarantsika, hotselaranay, hotselaranareo, hotselaran', hotselaran-, hotselaram-, hotselara-
Imperative : tselaro

Updated on 2023/01/20