Entry | 1 tsakoina |
Root | 2 tsako |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be chewed [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on mâche; [1.8] |
Examples |
7 Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tsakoina |
Anagrams | 13 anatsiko, antsakio, antsioka, atsikano, kotsaina, takosina, tsaikona, tsakoina |
Updated on 2023/01/20 |