Entry | 1 tsakodara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [Sakalava]
[1.1] |
Examples |
4 Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany. [2.606#125] |
Vocabulary |
5 Zoology: birds |
Other spellings | 6 takodara |
Synonyms | 7 barao, drao, takadalana |
Updated on 2020/07/31 |