Entry | tsaboina (tsabo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be nursed, to be given medical care [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on soigne [1.8] | ||||||||
Vocabulary | Health | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | tsaboina (tsabo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho [1.1] | ||||||||
Updated on 2020/07/31 |