|
|
|
|

Entry1  trosa
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Explanations in Malagasy  7  Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
8  Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [1.1]
Explanations in French  9  dette, traite [1.13]
Examples  10  Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [2.4#]
11  ary sao manantena hanana ka mahabe trosa. [2.346#34]
12  Ireo olona verin-trosa noho ny fahabankiona ka tsy mbola voaverin-jo; [2.114#]
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word trosa
Article  18  Randzavola: trosa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19  rotsa, satro-, trosa, tsora

Updated on 2023/08/11