| Entry | 1 troatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
21 Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy
22 Fahatairan' ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra [1.1] |
| Explanations in French |
23 bond, saut, action de se cabrer
24 figuré: colère, emportement [1.3#745] |
| Updated on 2026/04/20 |
|