Entry tranovorona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana [1.1]
Explanations in French Un cercueil, une bière, un catafalque [1.3]
Examples Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona. [2.48]
Elementary words trano ; vorona

Updated on 2023/05/23