Entry tranoambo
Elementary words trano ; ambo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] (traño ambo) trano kely misy tongony efatra, avoavo, fitahirizam-bary akotry [1.78]
 Trano avo misy tongony, fitehirizana vary; trano kely misy tongony avo, izay atao fasiam-bary ny ambony [1.1]
 Trano fitahirizana vokatra [1.13]
Explanations in French Grenier, grange, silo [1.13]
Synonyms trahambo ~ rina
Proverbs 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/01/01