|
|
|
|

Entry1  traikefa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fahaizana amam-pahalalana ananan' ny olona iray ary efa vita sedra sy nahazoam-pahombiazana maro tamin' izay nampiharana azy ka mendrika hitanana sy ampiasaina hatrany [1.65#115, 1.62#1017]
Explanations in French  4  expĂ©rience [1.65.fr#115]
Examples  5  Tsy traikefa no noresahiko fa ambaratonga eo amin' ny asa. [1.369#]
6  Noho ny traikefa ananany no nihazonan' io Lehiben' ny orinasa io izy. [1.62#1017]
7  Manana fahatsiarovana milevina anefa isika, manana traikefa hita miharihary. [1.369#]
8  Ny fahalalana anefa tsy tongatonga ho azy amin'izao ao an-dohan'ny olona iray, fa avy amin'ny fampiharana na traikefa eo amin'ny fiainam-piarahamonina pratique sociale, hoy i Mao Tse Toung. [2.606#16]
Morphology 
9  Simple :

Anagrams  10  afetrika, firetaka, fiteraka, kafitera, traikefa

Updated on 2020/07/31