Entry totoina (toto)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo
Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity!
Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza [1.1]
Morphology 
Present : totoina, totoiko, totoinao, totoiny, totointsika, totoinay, totoinareo, totoin', totoin-, totoim-, totoi-
Past : nototoina, nototoiko, nototoinao, nototoiny, nototointsika, nototoinay, nototoinareo, nototoin', nototoin-, nototoim-, nototoi-
Future : hototoina, hototoiko, hototoinao, hototoiny, hototointsika, hototoinay, hototoinareo, hototoin', hototoin-, hototoim-, hototoi-
Imperative : totoy
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20