Entry torotorohina (torotoro (toro))
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Manomboka ho lo ka rakotra vovobovoka fotsifotsy; lomorina, bobongolo: Hazo efa torotorohina no nanaovanao ity seza ity [1.1]

Updated on 2022/01/24