|
|
|
|

Entry 1  toriteny
Elementary words  2 tory, 3 teny
Part of speech  4  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in English  6 preaching; a sermon [1.7]
Explanations in French  7 sermon [1.3, 1.8]
8 discours [1.3]
9 prédication [1.8]
Examples  10  Fa raha ny toriteny kosa dia tsy nisy azonay ankizy. [2.356#20]
11  Ary tsy nisy toriteny natao, fa ny ray aman-dreny vitsy vitsy, no nangatahina handaha-teny fohy fohy avy: [2.59#313]
Synonyms  12 fitorianteny

Updated on 2026/04/22