Entry tonon' andro tsy maha-lehilahy
Elementary words tonon' andro ; tsy ; mahalehilahy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana [1.1]

Updated on 2023/11/20