|
|
|
|

Entry1  tongo-balady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tongo-malady na olona faingam-pandeha (teny fahita amin' ny angano); tongotry ny bonia amin' ny angano, izay faingam-pandeha izaitsizy
Elementary words  4  tongotra, balady

Updated on 2024/12/07