Entry tonery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra lanjaina amin' ny hazo sahala amin' ny tehina ka ny ilan' ny hazo ao an-damosina ihany no misy entana fa ny eo anoloana tsindrian' ny tanana fotsiny. [1.1]
Explanations in French Paquet porté sur l’épaule au bout d'un bâton [1.3]
Derivatives 

Updated on 2023/10/28