|
|
|
|

Entry1  tondroina
Root  2  tondro
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra
5  Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana [1.1]
Explanations in English  6  to be pointed at [1.7]
Explanations in French  7  qu'on indique avec le doigt ou autre chose [1.3#723]
8  qu'on indique avec le doigt ou les lèvres [1.8]
Examples  9  tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [2.445#]
10  Fa ny afo kosa dia miharihary hitan' ny maso izao, ary ho azo tondroina fa any no misy an' i Toamasina. [2.471]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word tondroina

Anagrams  16  anondrito, tondroina

Updated on 2023/01/20