|
|
|
|

Entry1  Tompomenakely
Elementary words  2  tompo, menakely
Part of speech  3  name (anthroponym)
Vocabulary  4  Politique
Explanations in Malagasy  5  Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana [1.1]
6  olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [1.13]
Explanations in French  7  suzerain, seigneur féodal [1.13]
Compound words 
Tables and plates  9  Full list

Updated on 2023/11/20