Entry tombom-barotra
Elementary words tombo ; varotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra [1.1]
 [ tombombarotra ] Ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana [1.13]
Explanations in English Profit [1.7]
Explanations in French Bénéfice [1.8]
 [ tombombarotra ] Bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation [1.13]
Examples Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa. [4.27]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/05/31