Entry tombo-kavatsa
Elementary words tomboka ; havatsa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tomboka na marika maitso manga ataon' ny olona amin' ny tarehiny na ny sandriny voasokitra ao anaty hoditra [1.1]
 Marika tsy maty amin'ny hoditra [1.13]
Explanations in French Tatouage [1.3, 1.13]
Compound words 
Other spellings 

Updated on 2023/10/29