|
|
|
|

Entry (1/8)1  tomboka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
Explanations in French  4  un coup de pioche donné à la terre [1.3]
Compound words 

Entry (2/8)8  tomboka
Part of speech  9  noun
Derivatives 
10  Passive verbs :
11  Names :
Explanations in Malagasy  12  Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Explanations in French  13  accusations fausses [1.3]
Synonyms  14  tombotomboka
Compound words 

Entry (3/8)17  tomboka
Part of speech  18  noun
Derivatives 
19  Relative verbs :
20  Names :
Explanations in Malagasy  21  Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
Explanations in French  22  apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
Compound words 

Entry (4/8)24  tomboka
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [Taisaka] [1.1]
Examples  27  Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508#]
Compound words 

Entry (5/8)29  tomboka
Part of speech  30  noun
Explanations in Malagasy  31  Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]

Entry (6/8)32  tomboka
Part of speech  33  noun
Vocabulary  34  Health
35  Zoology: veterinary art
Explanations in Malagasy  36  Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
37  Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
38  karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
Explanations in French  39  charbon [1.3, 1.13]
40  anthrax, bubon très douloureux [1.3]
41  charbon bactéridien [1.196]
Compound words 

Entry (7/8)43  tomboka
Part of speech  44  noun
Explanations in Malagasy  45  loaka, lavaka [Bezanozano] [1.78]

Entry (8/8)46  tomboka
Part of speech  47  adjective
Explanations in Malagasy  48  bongo: Trano bongo [Bezanozano] [1.78]

Anagrams  49  kombato, tamboko, tokambo, tombako, tomboka

Updated on 2023/04/24