|
|
|
|

Entry1  tombaka
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika
Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny
4  [1.78] [Tambahoaka] loaka
5  [1.78] [Sihanaka] lavaka
Derivatives 
6  Active verbs :

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21