|
|
|
|

Entry (1/2) 1  toloko
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  13 Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) [1.1]
14 taraina [1.13]
Explanations in English  15 a groan, complaint, importunity [1.2]
Explanations in French  16 gĂ©missements, plaintes importunes [1.3]
17 plainte [1.13]
Examples  18  Sa toloko sy tomany no hitana lava izao? [1.244#]
19  Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany: [2.470#182]

Entry (2/2) 20  toloko
Part of speech  21  noun
Explanations in French  22 comme toloka [1.196]
Vocabulary  23  Botany

Updated on 2026/04/20