|
|
|
|

Entry1  tokantrano
Elementary words  2  tokana, trano
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady
6  Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [1.1]
Explanations in English  7  household stuff; the household; house-keeping [1.2]
8  a household; a wife [1.7]
Explanations in French  9  tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [1.3]
10  ménage; épouse [1.8]
Examples  11  Efa nahazo tokantrano izy [1.1]
12  Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [1.1]
13  manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471]
14  Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [2.470]
Morphology 
15  Simple :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word tokantrano

Updated on 2023/08/19