Entry | 1 tokantrano |
Elementary words | 2 tokana, trano |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Relationships: family |
Explanations in Malagasy |
5 Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady 6 Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [1.1] |
Explanations in English |
7 household stuff; the household; house-keeping [1.2] 8 a household; a wife [1.7] |
Explanations in French |
9 tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [1.3] 10 ménage; épouse [1.8] |
Examples |
11 Efa nahazo tokantrano izy [1.1] 12 Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [1.1] 13 manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471] 14 Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word tokantrano |
Updated on 2023/08/19 |