|
|
|
|

Entry1  tokantovo
Elementary words  2  tokana, tovo
Part of speech  3  adjective
Vocabulary  4  Botany
Explanations in Malagasy  5  tsihy tokan-dambanana, tsy mivitrana
6  hazo mitsoroaka lava tsy misy sampantsampana hafa [1.1]
Explanations in French  7  (de tokana : un seul ; et tovo : ici dans le sens de pousse) monocaule, qui n'a qu'une tige longue et mince, comme le scion des arbres fruitiers. Nom général des arbres monocaules, à tronc unique, non ramifié, couronné d'un grand bouquet des feuilles. Ce sont souvent des Araliaceae. [1.196]
Examples  8  Inty ento ity volontsikidy ity ka araraho eo amin' ny ranomasina, fa misava ny ranomasina, ka mandehana hianareo mivady amin' izay ranomasina misava izay, fa rehefa lasana lavidavitra hianareo, dia hahita zavatra maniry tokantovo tsy misy rantsany, ary tokana koa ny fakany. [1.406#]

Updated on 2023/05/24