|
|
|
|

Entry1  tokandia
Elementary words  2  tokana, dia
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  5  Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [1.1]
Explanations in French  6  autre nom du songomby, tout animal solipède [1.54]
Examples  7  Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [2.5]
Synonyms  8  songomby
Proverbs  9  Proverbs containing the word tokandia

Updated on 2023/05/24