|
|
|
|

Entry1  tokam-pilana
Elementary words  2  tokana, filana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny angely izay afaka ny feny ilany noho ny fampiadiana azy
5  ilazana olona izay asa karazany iray monja no ivelomany [1.1]
Explanations in French  6  grillon de combat qui a perdu une jambe à la bataille
7  Qui n’a qu’un désir [1.3#713]
Proverbs  8  Proverbs containing the word tokam-pilana

Updated on 2023/05/24