Entry tokam-bolana
Elementary words tokana ; volana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]
 [ tokambolana ] Tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13]
Explanations in French [ tokambolana ] Fidèle [1.13]

Updated on 2023/05/24