Entry tohy loha
Elementary words tohy ; loha
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny lamba izay nampiana ila keliny mifampitohy ny lambanany; atao hoe: "kely ila" koa ny anaran' ny lamba toy izany [1.1]
 [ tohiloha ] Lamba efa malemy sy rovitra ka ny sisiny roa no avitrana atao ampovoany [1.1]
Explanations in French Action de mettre au milieu et de coudre les bords extérieurs d'un lamba dont le milieu est usé [1.3]
Proverbs 

Updated on 2023/07/23