Entry | tohara > toharana (tohatra) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilovina; lalina ny rano, azo lakanina; lalina ny hady, azo toharana, fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra (fitenenana) [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word toharana | ||||||
Anagrams | rotahana, tanaraho, tarohana, toharana, torahana |
Entry | tohara > tohatra | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [1.1] | |||||||||
Fandehanana vita ambaratonga [1.13] | ||||||||||
Explanations in English | A ladder, a staircase [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Escalier [1.3, 1.8, 1.13] | |||||||||
échelle [1.3, 1.8] | ||||||||||
Examples |
| |||||||||
Vocabulary | Economy: buildings, public works | |||||||||
Morphology |
| |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tohatra | |||||||||
Illustrations | ||||||||||
Entry | tohara > tohatra | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [1.1] | |||||||||
Explanations in French | Mamelles des vaches, des animaux [1.3] | |||||||||
Vocabulary | Zoology: (in general) | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
| ||||||||||
Entry | tohara > tohatra | |||||||||
Part of speech | participle | |||||||||
Explanations in Malagasy | Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [1.1] | |||||||||
Explanations in French | Qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [1.3] | |||||||||
Morphology |
| |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
| ||||||||||
Anagrams | tahotra, tohatra |