|
|
|
|

Entry 1  tohanana
Root  2 tohana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy
9 Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina
10 Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra?
11 Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena.
12 Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 ahantona, 15 tananaho, tohanana

Updated on 2026/04/21