|
|
|
|

Entry1  toetany
Elementary words  2  toetra, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns...
fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany
Explanations in French  5  [1.13] climat
structure du sol
Examples  6  Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442#]
7  Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#]
Vocabulary  8  Geography: (in general)
Other spellings  9  toetrynytany
Compound words 
Illustrations 
11 

Anagrams  12  toetany, totenay

Updated on 2024/08/13