Entry toavina (toa)
Part of speech passive verb
Explanations in French à qui on se soumet [1.3, 1.5]
 Qu'on honore [1.3]
Examples 
1ka tsy maintsy toavina an-tsakany sy an-davany. [2.996]
2Izany fifidianana izany ary koa ny fanendrena ny mpikambana hafa dia toavina amin' ny alàlan'ny didim-panjakana raisin' ny Filohan' ny Repoblika. [1.320]
3Koa tsy fitondran' Andriana mandeha amin' ny teny midina ho toavina ny an' ny fanjakana tanala, fa fanjakana nisian' ny fifampierana sy fifampifehezana anatanterahana ny hevitra nifanarahana teo amin' ny fivoriana niombonana. [2.508]
Morphology 
Present : toavina, toaviko, toavinao, toaviny, toavintsika, toavinay, toavinareo, toavin', toavin-, toavim-, toavi-
Past : notoavina, notoaviko, notoavinao, notoaviny, notoavintsika, notoavinay, notoavinareo, notoavin', notoavin-, notoavim-, notoavi-
Future : hotoavina, hotoaviko, hotoavinao, hotoaviny, hotoavintsika, hotoavinay, hotoavinareo, hotoavin', hotoavin-, hotoavim-, hotoavi-
Synonyms toatoavina
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/14