Entry tinifitra (tifitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Voatifitra, notifirina, nasiana amin' ny basy: Voa ilay vorona notinifitr' i dada [1.1]
Explanations in French Sur quoi on a tiré [1.3]
Morphology 
Present : tinifitra, tinifitro, tinifitrao, tinifiny, tinifitsika, tinifitray, tinifitrareo, tinifitr', tinifi-, tinifitry
Past : notinifitra, notinifitro, notinifitrao, notinifiny, notinifitsika, notinifitray, notinifitrareo, notinifitr', notinifi-, notinifitry
Future : hotinifitra, hotinifitro, hotinifitrao, hotinifiny, hotinifitsika, hotinifitray, hotinifitrareo, hotinifitr', hotinifi-, hotinifitry
Synonyms voatifitra

Updated on 2021/02/26