|
|
|
|

Entry 1  tinety
Root  2 tety
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny vodivona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry very [1.1]
Explanations in French  8 Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [1.3#699]
Examples  9  indray mandeha koa, mpanary tinety anankiray no nanjera tsy nahy ka nandraraka ilay entana nentiny; [2.472#221]
Synonyms  10 voatety

Updated on 2026/04/22