Entry tinatatra (tatatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Nasiana tatatra, notatarana, novakina: Lakandrano vao notinatatra io [1.1]
Explanations in French Où l'on a creusé des rigoles, des sillons, des canaux
Dont on a soutiré de l'argent [1.3]
Morphology 
Present : tinatatra, tinatatro, tinatatrao, tinatany, tinatatsika, tinatatray, tinatatrareo, tinatatr', tinata-, tinatatry
Past : notinatatra, notinatatro, notinatatrao, notinatany, notinatatsika, notinatatray, notinatatrareo, notinatatr', notinata-, notinatatry
Future : hotinatatra, hotinatatro, hotinatatrao, hotinatany, hotinatatsika, hotinatatray, hotinatatrareo, hotinatatr', hotinata-, hotinatatry
Synonyms voatatatra

Updated on 2021/02/26